Conditions d’achèvement
- Atao hoe « CITOYEN » ny olona afaka mandray anjara sy misitraka ny fiainana ao anaty fiarahamonina.
- Manamora ny maha-citoyen ny olona ny fidirana anaty fikambanana na « association » satria ny association dia misy mpikambana roa (2) farafahakeliny no miaraka miaro ny zo sy misitraka ny soa iombonana.
- Ny association dia tsy maintsy manana sata mifehy na « statut » sy ireo asa ijoroany ataony ho an’ny fiarahamonina na « activités associatives ».
- Ny fidirana ao anaty association dia fanekena na fanehoana mivantana ny atao hoe « ENGAGEMENT CITOYEN ».
- Ny asa atao irery na miaraka, ka mifanaraka amin’ilay activités associatives no atao hoe « ACTIONS CITOYENNES ».
- Ny fananganana tetik’asa ho fanatanterahana amin’ny fomba maharitra ilay activités associatives no antsoina hoe « PROJET CITOYEN »
- Ny fampianarana ny olona mba ho « engagé citoyennement » no atao hoe « CITOYENNETE »
Modifié le: mardi 12 mars 2024, 13:12