• Atao hoe « CITOYEN » ny olona afaka mandray anjara sy misitraka ny fiainana ao anaty fiarahamonina.
  • Manamora ny maha-citoyen ny olona ny fidirana anaty fikambanana na « association » satria ny association dia misy mpikambana roa (2) farafahakeliny no miaraka miaro ny zo sy misitraka ny soa iombonana.
  • Ny association dia tsy maintsy manana sata mifehy na « statut » sy ireo asa ijoroany ataony ho an’ny fiarahamonina na « activités associatives ».
  • Ny fidirana ao anaty association dia fanekena na fanehoana mivantana ny atao hoe « ENGAGEMENT CITOYEN ».
  • Ny asa atao irery na miaraka, ka mifanaraka amin’ilay activités associatives no atao hoe « ACTIONS CITOYENNES ».
  • Ny fananganana tetik’asa ho fanatanterahana amin’ny fomba maharitra ilay activités associatives no antsoina hoe « PROJET CITOYEN »
  • Ny fampianarana ny olona mba ho « engagé citoyennement » no atao hoe « CITOYENNETE »


Last modified: Talata, 12 Martsa 2024, 1:12 PM